|
|
|
|

Teny iditra1  antañehana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] sempotra noho ny hamainan'ny tenda, semposempotra noho ny hafanana na ny hazakazaka; sempotra, ana, reraka avy nihazakazaka ka tsy nahazo fiainana tsara [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04