|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 antambo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fambara loza, loza. [Betsimisaraka] [1.78]
4loza. [Sihanaka, Tanala] [1.78]
5Loza lehibe mahavoa antokon' olona maro: Trano folo no indray nirehitra! Tsy misy antambo ohatra izany.
6Zava-doza, zavatra hafahafa na zavatra mety hitondra fahavoazana: Inona indray itỳ antambo lazainao?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7great calamity, distress.
8Often joined with loza, as loza amana antambo.
9See loza, angano.. [1.2]
10a calamity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11malheur, calamité. [1.8]
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14 antambo
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16biby dia masiaka fahizay ary tsy misy intsony ankehitriny. [1.78]
Voambolana  17 Finoana

Fivaditsoratra  18 antambo, 19 tambano, 20 tombana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02