|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antalihazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavamaniry tena poizina azo ampiasaina ho fampakarana ny tosidra ny hoditry ny fakany sy ny tahony, nefa mbola mila fanamboarana fa tsy atao amin' izao (Ranvolfia media).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4(de antaly, et hazo : arbre) Rauvolfia media Pichon (Apocynaceae).
5Cet arbre doit son nom à son amertume. 6Les écorces ont fait l'objet d'exportations vers l'Europe pour l'extraction des alcaloïdes. 7Propriétés hypotensives (voir aussi mafaikopaka). 8Écorces très toxiques. 9On s'en sert pour tuer les chiens quand ils pullulent dans certains villages et risquent de propager la rage.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|