|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antadina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3karazan'oviala fihinana raha mosarena.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4karazan' ny hofika any an-ala, izay alain' ny olona amin' ny mosary mba hohanina.
[2.165] 5tubercules comestibles.. [Tankarana] [1.19] 6(de adina : action d'examiner avec soin ; la recherche de ces tubercules est délicate à la saison sèche quand la partie aérienne de la plante est réduite). 7Dioscorea antaly Jum. 8& H. 9Perrier (Dioscoreaceae). 10Tubercule alimentaire mais toxique si on ne le soumet pas à une ébullition répétée.. [Betsileo, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: anana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 antadina, 14 dian-tana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|