|
|
|
|

Teny iditra1 anoin-tsarotra
Singan-teny  2anoina, 3sarotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana.
6(Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7difficult, beset with difficulties. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8difficile à accomplir. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12