|
|
|
|

Teny iditra1 anoharana
Fototeny  2ohatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2#455]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#458]
Ohatra  4 tsy hitako izay anoharana azy [2.4#]
5 Tonga amin' ny tsy azo anoharana ka dia nantsoina i Bemanana [2.472#]
6 Hiangavy an' i dokotera Gabriel hijery azy aho, ka raha tohatra ny tsy azo anoharana fa misy atahorana ny aminy [2.944#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 anarohana, 13 anoharana, 14 anorahana, 15 roanahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02