|
|
|
|

Teny iditra1 ankody
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fomban-kilalao ilokana vola ka toy izao no fandehany: raha maty ilay milalao, dia very daholo ny efa ananany, fa raha mahazo kosa, dia tongavina roa heny ny vola napetrany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4A word used in games of chance to express the final throw or pitch, when if he who has won wins again his gains are doubled, and if he loses he throws back all he has gained in former throws.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5quitte ou double. [1.3]
Voambolana  6 Kilalao

Fivaditsoratra  7 ankody, 8 dokany, 9 donika, 10 kidona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19