|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 an-kobany
Fototeny  2kobany
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Anelanelany, anevanevany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5entre, au milieu. [1.3]

Teny iditra (2/2)6 an-kobany
Singan-teny  7kobany
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9teny enti-milaza ny miaramila rehetra afa-tsy ny rainiolona (ny mpandefa tafondro) sy ny mpiambina. [1.1]

Fivaditsoratra  10 ankabony, 11 an-kobany, 12 kinobana, 13 kobanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12