|
|
|
|

Teny iditra1  ankoay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] karazam-borona an-dranomasina [1.78]
4 Karazam-boromahery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Provincial] a species of sea-eagle. Haliaetus vociferoides, Des Murs. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 [Tankarana] aigle de mer. [1.19]
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  8 ankoe
Kamban-teny rehetra  9 ankoay ankoe
Lahatsoratra  10 Randzavola: ankoay ao amin' ny Baiboly (=> voromahery)

Fivaditsoratra  11 akaony, ankoay, 12 koaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04