|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankinina |
| Fototeny | 2ankina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io.
5(Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody..
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|