|
|
|
|

Teny iditra1 an-kinafinafina
Singan-teny  2afinafina
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4an-tsokosoko. [1.1]
Ohatra  5 Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko. [2.4#]
6 Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely. [1.214#mg]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12