|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ankavanana |
| Fototeny | 2havanana |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4on the right side.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5à droite, main droite.
[1.5] |
| Ohatra |
6 Jerena tsara ny fiara avy eo ankavia sy ankavanana.
[2.117]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 8 Toerana |
| Tohi-kevitra | 9Ankavia |
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 Ankavanana |
| Sokajin-teny | 12 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ...
14Il reçoit sur sa rive droite les affluents Mananarabe, Andampy et Sahabe. [1.11] |
| Voambolana | 15 Haitoetany: renirano, farihy |
| Fivaditsoratra | 16 Ankavanana, ankavanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|