|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankatoavina |
| Fototeny | 2toa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako?.
[1.1] 5ekena. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur).
[1.3#704] 7approuvé. [1.13] |
| Ohatra |
8 Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy.
[1.369#]
9 Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 anakanivato, 15 ankatoavina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|