|
|
|
|

Teny iditra1 ankasitrahana
Fototeny  2sitraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  4to be found pleasing; to be thanked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5en quoi on peut se complaire, qu’on peut approuver, agréer, remercier, récompenser, le motif. [1.3#612]
6qu'on approuve, qu'on accepte; qu'on agrée, pour lequel on exprime ses remerciements. [1.8]
Ohatra  7 Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana any aminy. [2.528]
8 Tsy niriry trano anay mianakavy ianareo, ka ankasitrahana. [2.245]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02