|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 an-karanany |
| Singan-teny | 2 harana |
| Sokajin-teny | 3 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [ankaranany] as yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [ankaranany] (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point
[1.8] |
| Ohatra |
7 kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany;
[4.27#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|