|
|
|
|

Teny iditra1 ankalazana
Fototeny  2laza
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Ohatra  4 tsy tambo isaina ny antony tsy maintsy hankalazantsika an'Andriamanitra (les motifs qui nous obligent à rendre gloire à Dieu sont innombrables) [1.3]
5 rahampitso alahady faha 29 martsa no hankalazana eto amintsika indray ny tsingerin-taona ny tolona ho fanavotam-pirenena nataon’ny Malagasy tamin’ny 29 martsa 1947 [4.11]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29