|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anjavidy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-javamaniry salasalany maniry betsaka eny an-tampon-tanety tsy vonton' ny erika ary fanao kitay tsara firehitra mipoapoaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a kind of heath-used largely for fuel, as it gives great heat but little smoke.
5Philippia floribunda, Bth.. [1.2] 6a heather that grows on worthless land. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7l'ambaville de Maurice et de Bourbon, bruyère.
8Hubertia ambavilla, ou Senecia ambavilla. [1.3] 9une bruyère qui pousse sur les mauvaises terres. [1.8] 10(de anjaka : action de lier en faisceaux, en fagots et vidy : de valeur, d'un bon prix). 11Nom générique des bruyères malgaches dont on compte quatorze espèces. 12La plus commune, Philippia floribunda Benth. 13(Ericaceae) était l'objet autrefois d'un important commerce. 14Les habitants de Tananarive dépourvus de ressources allaient en couper des fagots à 40 ou 50 km à l'Est de la ville et les ramenaient pour les vendre comme combustible aux personnes aisées. 15Appréciées parce que ne faisant pas de fumée, elles se vendaient un bon prix.. [Merina, Betsileo, Bezanozano, Tanala, Sihanaka] [1.196] |
| Ohatra |
16 Miredareda eo anoloany ny anjavidy maina;
[1.281]
17 Naharay rotsak' anjavidy teny am-pandehanana teny izy ary nivonona ny hikapoka an' I Lidy be famaliana. [2.470] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry: ahitra |
| Kamban-teny rehetra | 19Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 21Randzavola: anjavidy ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|