|
|
|
|

Teny iditra1 anirahana
Fototeny  2iraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#282]
Ohatra  4 fa hianareo kosa nanao izay tsy hahatanterahan' ny tenin' Andriana, ka manela ny dianay amin' ny raharaha maika anirahana anay. [2.587#]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anirahana, 10 iharanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12