|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 anindrana |
| Singan-teny | 2any, 3indrana |
| Sokajin-teny | 4 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5jereo indrana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6in the coastal regions.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7dans les régions côtières.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux.
[2.113#]
9 Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285#] 10 Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298#] |
| Teny iditra (2/2) | 11 añindraña |
| Sokajin-teny | 12 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
13an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana.
[Betsimisaraka]
[1.78] [añindrana] 14anila, ankila. [Bezanozano] [1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 anindrana, añindraña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|