|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 angôvo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] hery be mila hotafahoatra ny mety
[1.78] 4 Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 énergie
[1.13] |
| Ohatra |
6 Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano.
[2.445#]
|
| Voambolana | 7 Fizìka |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 23 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 9 angôvo |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 [Betsimisaraka] matanjaka, mahery
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 12 angôvo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Betsimisaraka] fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany
[1.78] |
| Fivaditsoratra | angôvo, 15 avongo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|