|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] Teny ilazana ny fihary ao amin' ny organa maha-lehilahy na maha-lahy, izay tapahina rehefa mamositra akoholahy na ombilahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] the virile glands [1.2]
Voambolana  5  Haiaina

Teny iditra (2/2)6  angoro
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 [Tankarana] pointe de terre. [1.19]

Fivaditsoratra  angoro, 9 arongo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04