|
|
|
|

Teny iditra1 angonina
Fototeny  2angona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be collected, assembled, or gathered together.. [1.2]
Ohatra  6 Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
7 Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#]
8 Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anangony, 15 angonina, 16 aningano, 17 anongany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02