|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angole |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Kilalao |
| Fivaditsoratra | 5 angole, 6 Eglona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|