|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angolangola |
| Fototeny | 2angola |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4jereo angola.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5demandes importunes, fantaisies, caprices.
6Figuré: fion, notes d'agréement en musique. [1.3#46] |
| Ohatra |
7 Tsy dia vola be tsy akory izany omena ny zafy izany, fa hanta sy angolangola hiany, satria mbola velona izahay mivady raibeny sy renibeny.
[2.59#]
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|