|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 angoaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] jorery; mavo tanora izay nefa poa-katy ny vodiny be feo kokoa nohon'ny jorery tsotra: Ratsy feo koa feon'angoaka
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 an insect
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 [Tanala] genre de cigale
[1.6] |
| Voambolana | 6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Mpanahaka | 7 jorery |
| Teny iditra (2/3) | 8 angoaka |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Karazan-tsahona madinika manana feo somary mafy manokana izay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a large tree-frog
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 (vieux) espèce de grenouille
[1.3] |
| Voambolana | 13 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 15 angoaka |
| Sokajin-teny | 16 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 [Tankarana] avec colère.
[1.19] |
| Fivaditsoratra | 18 akangao, angoaka, 19 aongaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|