|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 angata |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fahalovan' ny nify, izay mazàna hita amin' ny ankizy: Nify lanin' ny angata.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Teny iditra (2/2) | 5 angata |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody.
[Sakalava]
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 8angaty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|