|
|
|
|

Teny iditra1 angaly
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fomba fanehoan'ny mpanao zavakanto ny eritreriny sy ny aingam-panahiny. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4style. [1.13]
Kamban-teny rehetra  5angalifatsy

Fivaditsoratra  6 angaly, 7 lainga

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08