|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 androbohana |
| Fototeny | 2roboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#541] |
| Ohatra |
4 Raha iny indray mandeha iny ihany no androbohana ny landy tao anaty rano nisy nato, dia mena tanora ny volony, fa raha naroboka niverina fanindroany, dia mena antitra kokoa
[2.436#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|