|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andrevola
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3nom d'une espèce d'arbre. [Tankarana] [1.19]
4(comme andravola) Asteropeia amblyocarpa Tul.
5et Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae).
6Bois dur et lourd.
7Produit une sorte de gomme-résine.
8On en fait des torches. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)10 Andrevola
Sokajin-teny  11 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  12 Izy no rain' ny andrevola nanjaka tany Fiherenana. [2.508#]
13 Tsy nitsahatra ny adiady teo amin'ireo taranaky ny andrevola. [2.606#]
14 Niady matetika tamin'ny Voroneoke sy ny andrevola Andriandahifotsy. [2.508#]
Voambolana  15 Tantara: olona

Fivaditsoratra  16 Andrevola, andrevola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03