|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andretra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanala] fanariam-pako (toerana), toerana lobolobo amoron-tanàna: Alao andretra laha hievelaña (mandehana eny ampanariam-pako raha hivoaka) [1.78]

Teny iditra (2/2)4  andretra
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Betsimisaraka] bibikely mandratra voly [1.78]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04