|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andrefesana |
| Fototeny | 2refy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#521] |
| Ohatra |
4 Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana.
[4.27#]
5 ary azo lazaina koa fa io no andrefesana ny fahalalàna sy ny fahamendrehan' izay firenena na izay olona izay, na dia faran' izay tso-piaina aza izy. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|