|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andredy |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] karazan-teny fingosana amin'ny reny na interjeksiona ilazana fahatalajona na lalina na koa fanamafisana izay voalaza teo aloha: Andredy a? (tena marina ve?)
[1.78] |
| Tovy hevitra | 4 andreny |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|