|
|
|
|

Teny iditra1 andrarana
Fototeny  2rara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#513]
Ohatra  4 Fahiny dia ny fandikana ny fadin' ody aman-tsampy no natao hoe "ota" : nihinana tamin' ny zavatra andrarana, niasa tamin' ny andro tsy fiasana, sns. [2.285#18]
5 ao no anambaran'ny vehivavy ny fahoriany sy amalian' ny zatovo na tanora an-kolaka ny fifehezan'ny lehibe azy, toy ny fisotroana toaka izay andrarana azy foana. [2.606#115]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 andrarana, 11 arandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07