|
|
|
|

Teny iditra1 Andraozikely
Singan-teny  2raozy, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Ohatra  5 Fa maro koa ny gazety nanoratany : Ny vaovao, izay namoahany ny tantara mitohy "andraozikely", ary maro no mihevitra fa io no tantara noforonina (roman) malagasy voasoratra voalohany indrindra. [2.357#]
Mpanoratra  6Ravoajanahary Alphonse
Mpanonta printy  7 Vaovao Frantsay Malagasy. 1906.

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02