|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andrandraina |
| Fototeny | 2andrandra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao.
5Takarina amin' ny maso: Andrandrao ny haavon' irỳ tendrombohitra. 6Antenaina, alehan' ny saina: Ny hanan-taranaka ihany no andrandrain' ny Malagasy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to be raised, to be erected, as the head; also used in speaking of the things seen by an erect look..
[1.2] 8to be raised; to be looked at from below, to be looked up to. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9qu'on lève; vers quoi on lève la tête; qu'on espère.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Andro andrandraina amin' ny herinandro.
[2.4#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 andrandraina, 17 iandrandrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|