|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andraina
Fototeny  2andra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Antenaina, jerena: Ny lanitra no andraina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5on high.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6ce qu'on regarde en levant les yeux. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 Andraina
Sokajin-teny  13 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  14Andry Andraina

Fivaditsoratra  15 añandray, 16 andraina, Andraina, 17 andriana, an-driana, 18 iandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03