|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andohalambo
Singan-teny  2loha, 3lambo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady.
6Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7an arch. [1.2, 1.7]
8a circular frame, etc.. [1.2]
9a vault. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10cintre. [2.415#6618, 1.8]
11arceau, voûte, ogive. [1.8]
12arc. [1.13]
Ohatra  13 tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo. [2.472#]
14 Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny. [2.445#]
Voambolana  15 Toe-karena: fanorenana
Tovy hevitra  16lohalambo

Teny iditra (2/2)17 andohalambo
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes. [2.415#6618]
Voambolana  20 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11