|
|
|
|

Teny iditra1 andoavana
Fototeny  2loa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#406]
Ohatra  4 Lazaina fa "tompon' ny aina " izy ary izany mahatompon' ny aina azy izany no anton' ny andoavana ny " variraiventy isan' olo-miaina. [2.366#]
5 Ny zaza lahy vao teraka andoavana ariary indray isan-jaza, rehefa lahy mbola tsy nandoa teo 361 Niherina indray ny taona nanorenana ny fiadidiana ny kamboty; [2.59#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 andavoana, 12 andoavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02