|
|
|
|

Teny iditra1 andihizana
Fototeny  2dihy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra  4 Azo andihizana avokoa izy rehetra. [2.245#]
5 Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, fa itomaniana ao am-parany. [2.69#]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02