|
|
|
|

Teny iditra1 anazavana
Fototeny  2zava
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#870]
Ohatra  4 Izany koa no azo anazavana ny mampiavaka ny toe-tsain' ny mpitondra sy ny entina. [2.285#266]
5 Tsy hitako ny anazavana azy, fa izany no izy: vao azony sy nodorany Andrararina, dia namantana tao Ambohibary Ray izy ireo. [2.270#54]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12