|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 anatrehana
Fototeny  2atrika
Sokajin-teny  3 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5before, in the presence of. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6en face, en présence, devant. [1.3#37]
7devant. [1.5]
Ohatra  8 itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [2.245#]
9 Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [2.298#]
10 O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [2.69#]

Teny iditra (2/2)11 anatrehana
Fototeny  12atrika
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#66]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :
Ohabolana  18 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02