|
|
|
|

Teny iditra1 ananovina
Fototeny  2anona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(anonovina na ananovina: itỳ faharoa no fampiasa kokoa) Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananovy kely ange io varavarana io, ry Koto a!. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9anonovina

Fivaditsoratra  10 ananovina, 11 ivonanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12