|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anampy |
| Fototeny | 2ampy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza izay atao fanampiny amin' ny zavatra iray: Intỳ misy vola kely hanampy ny vatsinao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5Used of something added to something else.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on ajoute.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Ny mifosa azy amy ny lafy efatra anampy azy avy.
[2.69#]
8 moa mbola misy azonao anampy momba ny Tsodrano aloha? [2.245#] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 ampany, 14 ampi~na, ampiña, ampina, 15 anampy, 16 manapy, 17 mpania, 18 pamany, 19 pinama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|