|
|
|
|

Teny iditra1 anamboary
Fototeny  2voatra
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anamboarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#845]
Ohatra  4 anamboary efitra iray madio indray, hoy ity lehibeny, fa misy zazavavy vahiny hatory aty aminareo. [2.895#]
5 raha afakampitso amin'ny Alahady aho mihaona aminy fa anamboary trano anio alina izy hiakarany raha maraina, fa volivoly izy any anaty botry mandrampihaonako aminy. [2.366#]

Fivaditsoratra  6 amboarina, 7 amboriana, 8 anambario, 9 anamboary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12