|
|
|
|

Teny iditra1 anamalaho
Singan-teny  2anana, 3malaho
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo.
6Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces).
7Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8Esculent herbs, of which there are several species.
9See anamalahobe, anamalahokely, etc.. [1.2]
10a strong aromatic leafy vegetable. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11herbe potagère au goût aromatique amer. [1.8]
Ohatra  12 Ary ny anamalaho sy ny Ambiaty koa dia toa tsy misy fitoviany akory raha araka ny fijerintsika azy, nefa miray toko izy roa. [1.357#]
13 Tsy nisy nataotao foana ny zavatry ny fiainana fahiny, ary nankatoavina, ka nanjary anamalaho sy havozo teo amin' ny fiainana [2.245#]
Voambolana  14 Haizavamaniry: ahitra
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 amolahana, 17 anamalaho, 18 hamaolana, 19 mahaolana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02