|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anamafaitra |
| Singan-teny | 2anana, 3mafaitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6An esculent herb.
7Solanum nigram, L.. [1.2] |
| Ohatra |
8 Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo.
[2.48]
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: ahitra |
| Teny nalaina | 10 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|