|
|
|
|

Teny iditra1 Analalava
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  3 Toy izany koa Ikotomena zanany sy Ikotofanja zafiny izay namono tena tao an-dreniranon' i Loza, ary ny zafiny vavy Mihamina izay namono tena tao akaikin' analalava. [2.508#]
Voambolana  4 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  5 Analalava, 6 lalana ava

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21