|
|
|
|

Teny iditra1 an-kodivirana
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3Eo am-piolahana, eo amin' ny fiviliana, amin' ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Avana). [1.1]
Tovy hevitra  4an-kodimirana
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02