|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampovoamboany |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.437#] |
| Ohatra |
3 Ny Rova kely foana teo ampovoamboany teo, fa vao nitarina matetika.
[1.437#]
4 Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472#] 5 HEFA voafidy ny tany hanorenana ny vo-hitra, dia orenam-bato ao ampovoamboany, dia alaina ny ondralahy vonoina eo ambonin' iny vato naorina iny, ka aidina eo ny rany, ary ny ondry dia andraiioina hohanin' ny oìona. [2.857#] |
| Voambolana | 6 Toerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|