|
|
|
|

Teny iditra1 ampotomoty
Singan-teny  2fototra, 3moty
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[fototra, a root, moty, a tree, etc.].
7Near, close, quite at hand.
8A vulgar word.. [1.2]
Ohatra  9 Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12